|
Afaka mampiasa ny lecteur ianao, izay mivoaka amin'ny pejy hafa,
na misafidy izay lecteur tianao, izany dia hitanao etsy ankavanana.
FANTATRAO VE FA:
- Mivantana tantreka avy any Madagasikara ny RVM ?
- Azonao henoina mivantana www.radiorvm.com ?
- Efa 7 taona izao no nisian'ny WEBRADIO RVM ?
- Izy no WEBRADIO MALAGASY BE MPIHAINO INDRINDRA? ( amin'ny Radio rehetra misy amin'ny Internet , radio Kristianina na tsotra)
- Afaka henoinao amin'ny SMARTPHONE na TABLETTE ?
Ireto avy ny Téléphone sy Tablette afaka hihainoana azy:
iPhone / iPad
Android
Palm
BlackBerry
Samsung Bada
Windows Phone
Afaka alainao amin'ny Interent ny Application hihainona izany: Tadiavo ny application "Tunein" dia installer-o
Misy ihany koa ny application hafa ahafahanao mihaino izany.
- Ary tsy ho ela dia hanana ny Application-ny ny RVM.
KOA RAHA FANTATRAO ARY DIA TOHIZANTSIKA HAPARITAKA NY FAMPHALALANA AZY.
"AN'ANDRIAMNITRA IRERY IHANY NY VONINAHITRA"
|