Miarahaba ny tompon'andraikitra rehetra eto @ RVM.
Faly ny fo tafiditra soa aman-tsara eto @ity site web ny RVM ity.

Tsy dia manana hambara firy aloha @izao voalohany izao-na angamba mbola tsy dia te hiteny firy-ny fanatsarana ny fandaharana eto @ RVM no tena himasoako eto.

Noho izany dia efa mampiomana sahady @critique constructive rehetra izay ho lazaiko eto na horaisinareo ireo na tsia dia ny miteny azy no adidiko.

Misaotra anareo.

Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany @izany!

RVM SHOUTcast Stats

65 isika no mihaino RVM izao